Bokin'i Joba 39:28
Eny amin’ ny harambato no itoerany sy anaovany ny akaniny, dia eo an-tampon’ ny harambato sy ao amin’ ny fiarovana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
She dwelleth and abideth on the rock, upon the crag of the rock, and the strong place.
In Context
27Noho ny didinao va no iakaran’ ny voromahery sy anaovany ny akaniny eny an-dringiringy?
29Any no itazanany remby; Mahatsinjo lavitra ny masony.
Cross References
1 Samuel 14:4Ary teo an-daniny roa teo an-tenatenan’ ny hadilanana izay nitadiavan’ i Jonatana hankanesana ao amin’ ny miaramilan’ ny Filistina dia nisy harambato kitso loha: ny anaran’ ny anankiray dia Bozeza, ary ny anaran’ ny anankiray kosa Sene.