bible.software › Boky faharoan'i Samoela › Boky faharoan'i Samoela 14 › Boky faharoan'i Samoela 14:4
Boky faharoan'i Samoela 14:4
Ary teo an-daniny roa teo an-tenatenan’ ny hadilanana izay nitadiavan’ i Jonatana hankanesana ao amin’ ny miaramilan’ ny Filistina dia nisy harambato kitso loha: ny anaran’ ny anankiray dia Bozeza, ary ny anaran’ ny anankiray kosa Sene.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And between the passages, by which Jonathan sought to go over unto the Philistines’ garrison, there was a sharp rock on the one side and a sharp rock on the other side: and the name of the one was Bozez, and the name of the other Seneh.
In Context
3ary teo koa nisalotra efoda Ahia, zanak’ i Ahitoba, rahalahin’ i Ikaboda, zanak’ i Finehasa, zanak’ i Ely, mpisoron’ i Jehovah tany Silo. Fa tsy fantatry ny olona fa lasa Jonatana.
5Ny iray amin’ ireo harambato ireo dia nijoro avo teo an-daniny avaratra manandrify an’ i Mikmasy, ary ny iray kosa nijoro avo teo atsimo manandrify an’ i Gibea.
Read all of Boky faharoan'i Samoela 14
Cross References
Job 39:28Eny amin’ ny harambato no itoerany sy anaovany ny akaniny, dia eo an-tampon’ ny harambato sy ao amin’ ny fiarovana.
This Verse In Other Editions
Study Boky faharoan'i Samoela 14:4