Filazantsara araka an'i Jaona 1:2
Izy dia tao amin’ Andriamanitra tamin’ ny voalohany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The same was in the beginning with God.
In Context
1Tamin’ ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin’ Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 1
Cross References
Jeremiah 20:9Dia hoy izaho: Tsy hanonona Azy aho na hiteny intsony amin’ ny anarany. Nefa izany dia tonga toy ny afo mirehitra ato am-poko, voahidy ato amin’ ny taolako; Ary sasatra ny niaritra aho ka tsy mahazaka.