Filazantsara araka an'i Jaona 1:28
Izany zavatra izany dia natao tany Betania any an-dafin’ i Jordana, izay nanaovan’ i Jaona batisa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
These things were done in Bethabara beyond Jordan, where John was baptizing.
In Context
27dia Ilay avy ao aoriako, ary tsy miendrika hamaha ny fehin-kapany aza aho.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 1
Cross References
Judges 7:24Ary Gideona naniraka olona hitety ny tany havoan’ i Efraima rehetra ka nanao hoe: Midìna hisakana ny Midiana, ka vonjeo ny rano eo alohany hatrany Beti-bara sy Jordana. Dia nivory ny lehilahy rehetra amin’ ny Efraima ka namonjy ny rano hatrany Beti-bara sy Jordana.
John 3:26ary tonga tany amin’ i Jaona ny mpianany ka nanao taminy hoe: Raby ô, Ilay tany aminao, tany an-dafin’ i Jordana, Izay nambaranao, indro, manao batisa Izy, ary ny olona rehetra manatona Azy.
John 12:5Nahoana io menaka io no tsy namidy denaria telon-jato ka nomena ny malahelo?