The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Jaona › Filazantsara araka an'i Jaona 1 › Filazantsara araka an'i Jaona 1:7

Filazantsara araka an'i Jaona 1:7

Izy tonga ho vavolombelona hanambara ny Mazava, mba hinoan’ ny olona rehetra noho ny teniny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The same came for a witness, to bear witness of the Light, that all men through him might believe.

In Context

6Nisy lehilahy nirahin’ Andriamanitra, Jaona no anarany.

8Tsy izy anefa no Ilay Mazava, fa tonga ho vavolombelona hanambara ny Mazava ihany izy.

Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 1

Cross References

John 1:9Tao ny tena Mazava Izay mahazava ny olona rehetra tonga amin’ izao tontolo izao.

John 1:15Jaona nanambara Azy ka niantso hoe: Izy Ilay nolazaiko hoe: Izay avy

John 1:26Jaona namaly azy ka nanao hoe: Izaho manao batisa amin’ ny rano; fa eto aminareo misy Anankiray Izay tsy fantatrareo,

John 1:36ary nijery an’ i Jesosy nitsangantsangana izy ka nanao hoe: Indro ny Zanak’ ondrin’ Andriamanitra!

John 5:33Hianareo naniraka tany amin’ i Jaona, ary nanambara ny marina izy.

Ephesians 3:9ary ny hampahazava ny olona rehetra mba hahalalany izay fitondrana ny zava-miafina, dia Ilay voafina hatramin’ ny nanaovana izao tontolo izao tao amin’ Andriamanitra, Izay nanao ny zavatra rehetra;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Jaona 1:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Filazantsara araka an'i Jaona 1:6Filazantsara araka an'i Jaona 1Filazantsara araka an'i Jaona 1:8 →