John 1:8
Tsy izy anefa no Ilay Mazava, fa tonga ho vavolombelona hanambara ny Mazava ihany izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He was not that Light, but was sent to bear witness of that Light.
In Context
7Izy tonga ho vavolombelona hanambara ny Mazava, mba hinoan’ ny olona rehetra noho ny teniny.
9Tao ny tena Mazava Izay mahazava ny olona rehetra tonga amin’ izao tontolo izao.
Cross References
John 1:20Ary nilaza marina izy ka tsy nandà, fa hoy ny filàzany: Tsy izaho no Kristy.
Acts 19:4Fa hoy Paoly: Jaona nanao ny batisan’ ny fibebahana ka nilaza tamin’ ny olona hino Izay ho avy manaraka azy, dia Jesosy.