Filazantsara araka an'i Jaona 10:26
Kanefa ianareo tsy mino, satria tsy mba isan’ ny ondriko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But ye believe not, because ye are not of my sheep, as I said unto you.
In Context
27Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy,
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 10
Cross References
John 6:37Izay rehetra omen’ ny Raiko Ahy no hanatona Ahy; ary izay manatona Ahy dia tsy mba holaviko mihitsy.
John 6:65Ary hoy Izy: Izany no nilazako taminareo fa tsy misy olona mahay manatona Ahy, raha tsy nomen’ ny Ray azy izany.
John 10:4Ary rehefa mamoaka ireo rehetra ireo izy, dia mialoha azy; ary ny ondriny manaraka azy, satria mahalala ny feony ireo.
John 12:37Nefa na dia efa nanao izany famantarana betsaka izany teo anatrehany aza Izy, dia tsy mba nino Azy ireo,
2 Corinthians 4:3Fa raha miafina ny filazantsaranay, dia miafina amin’ izay ho very izany,