Filazantsara araka an'i Jaona 10:37
Raha tsy manao ny asan’ ny Raiko Aho, dia aza mino Ahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
If I do not the works of my Father, believe me not.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 10
Cross References
Matthew 11:20Ary tamin’ izany dia vao niteny mafy ny tanàna izay nanaovany ny ankamaroan’ ny asany lehibe Izy, satria tsy nibebaka ireo, ka nanao hoe:
John 10:25Jesosy namaly azy hoe: Efa nilaza taminareo ihany Aho, nefa tsy mino ianareo; ny asa izay ataoko amin’ ny anaran’ ny Raiko no manambara Ahy.
John 12:37Nefa na dia efa nanao izany famantarana betsaka izany teo anatrehany aza Izy, dia tsy mba nino Azy ireo,
John 15:24Raha tsy nataoko teo aminy Izay asa tsy nataon’ olona, dia tsy nanan-keloka izy; fa ankehitriny efa hitany sady efa halany Ahy sy ny Raiko koa;