Filazantsara araka an'i Jaona 10:40
Dia lasa nankany an-dafin’ i Jordana indray Jesosy, ho any amin’ ilay tany nanaovan’ i Jaona batisa voalohany, ka nitoetra tany Izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And went away again beyond Jordan into the place where John at first baptized; and there he abode.
In Context
39Dia nitady hisambotra Azy indray ny Jiosy; fa nandositra azy Izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 10
Cross References
John 1:28Izany zavatra izany dia natao tany Betania any an-dafin’ i Jordana, izay nanaovan’ i Jaona batisa.
John 7:1Ary rehefa afaka izany, dia nandeha tany Galilia Jesosy; fa nalain-kandeha tany Jodia Izy, satria nitady hahafaty Azy ny Jiosy.