Filazantsara araka an'i Jaona 11:46
Fa ny sasany tamin’ ireo kosa dia lasa nankany amin’ ny Fariseo ka nilaza taminy izay nataony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But some of them went their ways to the Pharisees, and told them what things Jesus had done.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 11
Cross References
John 5:15Dia lasa ralehilahy ka nanambara tamin’ ny Jiosy fa Jesosy no nahasitrana azy.
John 12:37Nefa na dia efa nanao izany famantarana betsaka izany teo anatrehany aza Izy, dia tsy mba nino Azy ireo,