Filazantsara araka an'i Jaona 12:47
Ary raha misy mandre ny teniko ka tsy mitandrina, Izaho tsy mitsara azy; fa tsy tonga hitsara izao tontolo izao Aho, fa hamonjy izao tontolo izao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 12
Cross References
Matthew 18:11(Fa tonga ny Zanak’ olona hamonjy ny very.)
Luke 9:56Dia nankany amin’ ny vohitra hafa Izy.
John 3:17Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin’ izao tontolo izao hanameloka izao tontolo izao, fa mba hamonjeny izao tontolo izao.
John 8:15Hianareo mitsara araka ny nofo; Izaho tsy mitsara olona na dia iray akory aza.
John 12:48Izay manda Ahy ka tsy mandray ny teniko, dia manana izay mitsara azy: ny teny izay nolazaiko, izany ihany no hitsara azy amin’ ny andro farany,
2 Peter 3:15Ary ny fahari-pon’ ny Tompontsika dia ekeo ho famonjena, tahaka ny voasoratr’ i Paoly, rahalahy malalantsika, taminareo koa araka ny fahendrena nomena azy,