Filazantsara araka an'i Jaona 8:15
Hianareo mitsara araka ny nofo; Izaho tsy mitsara olona na dia iray akory aza.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Ye judge after the flesh; I judge no man.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 8
Cross References
Psalms 58:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-tasheth. Miktama nataon’ i Davida.
Amos 5:7Dia ianareo izay mamadika ny rariny ho zava-mahafaty ary mampiongana ny fahamarinana ho eo amin’ ny tany.
Habakkuk 1:4Koa noho izany dia ngoly ny lalàna, Ary tsy mivoaka ny rariny; Fa irohonan’ ny ratsy fanahy ny marina, Ka izany no ivoahan’ ny fitsarana miangatra.
John 3:17Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin’ izao tontolo izao hanameloka izao tontolo izao, fa mba hamonjeny izao tontolo izao.
John 8:11Ary hoy izy: Tsy misy, Tompoko. Dia hoy Jesosy: Izaho koa dia tsy manameloka anao; mandehana, ary amin’ izao sisa izao dia aza manota intsony.]
John 18:36Jesosy namaly hoe: Ny fanjakako tsy avy amin’ izao tontolo izao; fa raha mba avy amin’ izao tontolo izao ny fanjakako, dia ho niady ny mpanompoko, mba tsy ho voatolotra tamin’ ny Jiosy Aho; nefa ankehitriny tsy avy amin’ izany ny fanjakako.