Filazantsara araka an'i Jaona 13:19
Hatramin’ izao dia milaza aminareo Aho, raha tsy mbola tonga izany, mba hinoanareo, rehefa tonga, fa Izaho no Izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now I tell you before it come, that, when it is come to pass, ye may believe that I am he.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 13
Cross References
Isaiah 41:23Ambarao anay izay zavatra ho avy rahatrizay, mba ho fantatray fa andriamanitra ianareo; Eny, manaova soa, na manaova ratsy, mba hitaha isika, ka samy hahita.
Isaiah 48:5Dia nambarako taminao hatramin’ ny fahiny izany, eny, fony tsy mbola tonga aza izany, dia efa nambarako taminao rahateo, fandrao hataonao hoe: Ny sampiko no nanao izany, ary ny sarin-javatra voasokitra sy ny sarin-javatra an-idina no nandidy izany.
Matthew 11:3hanao aminy hoe: Hianao va Ilay ho avy, sa mbola hafa no andrasantsika?
Luke 21:13Dia ho tonga ho vavolombelona aminareo izany.
John 8:23Fa hoy Izy taminy; Hianareo avy atỳ ambany; Izaho avy any ambony; ianareo avy amin’ izao tontolo izao; Izaho tsy mba avy amin’ izao tontolo izao;
John 14:29Ary ankehitriny efa nilaza taminareo Aho, dieny tsy mbola tonga izany, mba hinoanareo, rehefa tonga.