The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Jaona › Filazantsara araka an'i Jaona 13 › Filazantsara araka an'i Jaona 13:22

Filazantsara araka an'i Jaona 13:22

Dia nifampijerijery ny mpianatra ka nieritreritra izay iray nolazainy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then the disciples looked one on another, doubting of whom he spake.

In Context

21Rehefa nilaza izany Jesosy, dia nangorohoro ny fanahiny, ka nanambara hoe Izy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa ny anankiray aminareo no hamadika Ahy.

23Ary nisy mpianatra anankiray nipetraka nihinana teo anilan’ i Jesosy, dia ilay tian’ i Jesosy.

Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 13

Cross References

Genesis 42:1Ary fantatr’ i Jakoba fa nisy vary tany Egypta, dia hoy izy tamin’ ny zananilahy: Nahoana no mifampijery foana ianareo?

Mark 14:19Dia nalahelo izy, ka samy nanontany Azy tsirairay hoe: Izaho va izany?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Jaona 13:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Filazantsara araka an'i Jaona 13:21Filazantsara araka an'i Jaona 13Filazantsara araka an'i Jaona 13:23 →