Filazantsara araka an'i Jaona 16:11
ny fitsarana, satria ny andrianan’ izao tontolo izao dia efa voatsara.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of judgment, because the prince of this world is judged.
In Context
10ny fahamarinana, satria mankany amin’ ny Ray Aho, ka tsy mahita Ahy intsony ianareo;
12Mbola manana zavatra maro holazaina aminareo Aho, nefa tsy zakanareo ankehitriny.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 16
Cross References
Genesis 3:15Dia hampifandrafesiko ianao sy ny vehivavy ary ny taranakao sy ny taranany: izy hanorotoro ny lohanao, ary ianao kosa hanorotoro ny ombelahin-tongony.
Isaiah 49:24Azo alaina eny amin’ ny mahery va ny sambotra? Na ho afaka va ny babo marina?
Matthew 12:36Ary lazaiko aminareo fa hampamoahina ny olona amin’ ny andro fitsarana noho ny amin’ ny teny foana rehetra izay ataony.
John 5:22Fa ny Ray aza tsy mitsara olona, fa ny fitsarana rehetra dia nomeny ny Zanaka,
John 14:30Tsy hilaza zavatra maro aminareo intsony Aho; fa avy ny andrianan’ izao tontolo izao, nefa tsy manana na inona na inona ato amiko izy.
Acts 17:30Ary Andriamanitra ninia tsy nijery ny andron’ ny tsi-fahalalana; fa ankehitriny Izy mandidy ny olona rehetra amin’ izao tontolo izao hibebaka,