John 16:6
Fa satria nilaza izany taminareo Aho, dia vonton’ alahelo ny fonareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But because I have said these things unto you, sorrow hath filled your heart.
In Context
Cross References
Luke 22:45Ary nony nitsangana avy nivavaka Izy, dia nankeo amin’ ny mpianatra ka nahita azy matorin’ alahelo.
John 14:1Aza malahelo ny fonareo; minoa an’ Andriamanitra, ary minoa Ahy koa.
John 16:20Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Hitomany sy hisaona ianareo, fa izao tontolo izao kosa hifaly; ary ianareo halahelo, nefa ny alahelonareo hody fifaliana.