Filazantsara araka an'i Jaona 16:5
Fa ankehitriny mankany amin’ izay naniraka Ahy Aho, ary tsy misy aminareo manontany Ahy hoe: Hankaiza Hianao?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But now I go my way to him that sent me; and none of you asketh me, Whither goest thou?
In Context
6Fa satria nilaza izany taminareo Aho, dia vonton’ alahelo ny fonareo.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 16
Cross References
John 6:62Mainka raha mahita ny Zanak’ olona miakatra ho any amin’ izay nitoerany taloha ianareo.
John 13:3sady fantatr’ i Jesosy koa fa ny Ray efa nanolotra ny zavatra rehetra ho eo an-tànany, ary Andriamanitra no nihaviany, sady Andriamanitra koa no hiverenany,
John 14:4Ary fantatrareo koa ny lalana ho any amin’ izay halehako.
John 16:10ny fahamarinana, satria mankany amin’ ny Ray Aho, ka tsy mahita Ahy intsony ianareo;
John 16:28Eny, nivoaka avy tamin’ ny Ray Aho ka tonga amin’ izao tontolo izao; ary hiala amin’ izao tontolo izao indray Aho ka hankany amin’ ny Ray.
John 17:13Fa ankehitriny mankany aminao Aho; ary izany teny izany no lazaiko eto amin’ izao tontolo izao, mba hananany ny fifaliako tanteraka ao aminy.