Filazantsara araka an'i Jaona 3:32
koa izay hitany sy reny no ambarany; ary tsy misy mandray ny fanambarany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And what he hath seen and heard, that he testifieth; and no man receiveth his testimony.
In Context
33Izay mandray ny fanambarany dia nanisy tombo-kase fa marina Andriamanitra.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 3
Cross References
Isaiah 53:1Iza no nino ny teny nampitondraina anay? Ary iza no nampisehoana ny sandrin’ i Jehovah?
John 3:11Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Izay fantatray no lazainay, ary izay hitanay no ambaranay; nefa ny fanambaranay tsy raisinareo.
John 3:33Izay mandray ny fanambarany dia nanisy tombo-kase fa marina Andriamanitra.
John 8:26Manana zavatra maro hilazana sy hitsarana anareo Aho, satria marina Izay naniraka Ahy; ary izay zavatra efa reko taminy no lazaiko amin’ izao tontolo izao.
Romans 10:16Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly. Fa hoy Isaia: Jehovah ô, iza no nino ny teny nampitondraina anay?