Filazantsara araka an'i Jaona 3:33
Izay mandray ny fanambarany dia nanisy tombo-kase fa marina Andriamanitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He that hath received his testimony hath set to his seal that God is true.
In Context
32koa izay hitany sy reny no ambarany; ary tsy misy mandray ny fanambarany.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 3
Cross References
John 6:27Aza miasa hahazo ny hanina mety ho levona, fa ny hanina izay maharitra ho fiainana mandrakizay, izay homen’ ny Zanak’ olona anareo; fa Izy no nasian’ Andriamanitra Ray tombo-kase.
Romans 4:18Ary na dia efa tsy nisy fanantenana aza, dia nanantena ihany izy ka nino, mba ho rain’ ny firenena maro; araka ny voalaza hoe: Ho tahaka izany ny taranakao.
2 Corinthians 1:22Izay nanisy tombo-kase antsika koa ka nanome ny Fanahy ho santatra ato am-pontsika.
Titus 1:1Paoly, mpanompon’ Andriamanitra sy Apostolin’ i Jesosy Kristy hampandroso ny finoan’ ny olom-boafidin’ Andriamanitra sy ny fahalalana tsara ny marina izay manaraka ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra,
1 John 5:9Raha mandray ny fanambaran’ ny olona isika, lehibe lavitra ny fanambaran’ Andriamanitra; fa ny fanambaran’ Andriamanitra dia ny nanambarany ny Zanany.