Filazantsara araka an'i Jaona 8:26
Manana zavatra maro hilazana sy hitsarana anareo Aho, satria marina Izay naniraka Ahy; ary izay zavatra efa reko taminy no lazaiko amin’ izao tontolo izao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
27Tsy fantany fa ny Ray no nolazainy taminy,
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 8
Cross References
John 5:42Fa fantatro ianareo, fa tsy misy fitiavana an’ Andriamanitra ao am-ponareo.
John 7:28Dia niantso teo an-kianjan’ ny tempoly Jesosy, raha nampianatra, ka nanao hoe: Izaho dia fantatrareo, sady fantatrareo koa izay nihaviako; ary tsy avy ho Ahy Aho, fa marina ny naniraka Ahy, Izay tsy fantatrareo.
John 8:40Fa ankehitriny ianareo mitady hamono Ahy, Izay Lehilahy nilaza ny marina taminareo, dia izay efa reko tamin’ Andriamanitra; tsy mba nanao izany Abrahama.
John 12:47Ary raha misy mandre ny teniko ka tsy mitandrina, Izaho tsy mitsara azy; fa tsy tonga hitsara izao tontolo izao Aho, fa hamonjy izao tontolo izao.
John 16:12Mbola manana zavatra maro holazaina aminareo Aho, nefa tsy zakanareo ankehitriny.
2 Corinthians 1:18Fa raha mahatoky koa Andriamanitra, ny teninay taminareo dia tsy eny sy tsia;