The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Jaona › Filazantsara araka an'i Jaona 4 › Filazantsara araka an'i Jaona 4:3

Filazantsara araka an'i Jaona 4:3

dia niala tany Jodia Izy ka nankany Galilia indray.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He left Judaea, and departed again into Galilee.

In Context

2(kanefa tsy Jesosy no nanao batisa, fa ny mpianany),

4Ary tsy maintsy mamaky an’ i Samaria Izy.

Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 4

Cross References

Mark 3:7Ary Jesosy mbamin’ ny mpianany niala teo ka nankany amin’ ny ranomasina; ary nisy olona maro avy tany Galilia nanaraka Azy; ary nisy olona maro koa avy tany Jodia

John 2:11Izany no nataon’ i Jesosy tao Kana any Galilia ho voaloham-pamantarana, ka nasehony ny voninahiny; ary nino Azy ny mpianany.

John 3:32koa izay hitany sy reny no ambarany; ary tsy misy mandray ny fanambarany.

John 11:54Ary Jesosy tsy nandeha niharihary teny amin’ ny Jiosy intsony; fa niala teo Izy nankany amin’ ny tany akaikin’ ny efitra, ho any an-tanàna atao hoe Efraima, ary nitoetra tany Izy mbamin’ ny mpianatra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Jaona 4:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Filazantsara araka an'i Jaona 4:2Filazantsara araka an'i Jaona 4Filazantsara araka an'i Jaona 4:4 →