bible.software › Filazantsara araka an'i Jaona › Filazantsara araka an'i Jaona 6 › Filazantsara araka an'i Jaona 6:10
Filazantsara araka an'i Jaona 6:10
Fa hoy Jesosy: Asaovy mipetraka ny olona. Ary nisy ahitra be teo. Ka dia nipetraka ny lehilahy, tokony ho dimy arivo no isany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jesus said, Make the men sit down. Now there was much grass in the place. So the men sat down, in number about five thousand.
In Context
9Misy zazalahy manana mofo vary hordea dimy sy hazandrano madinika roa, fa ho ampy inona moa izany amin’ izao olona betsaka izao?
11Dia nandray ny mofo Jesosy; ary rehefa nisaotra, dia nizara izany tamin’ izay nipetraka hihinana Izy; ary ny hazandrano koa araka izay nilainy.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 6
Cross References
Matthew 14:18Ary hoy Izy: Ento eto amiko izany.
Mark 6:39Dia nasain’ i Jesosy nampipetraka ny olona rehetra hatao an-tokotokony eny ambonin’ ny ahi-maitso izy.
Luke 9:14Fa tokony ho dimy arivo lahy izy. Ary hoy Izy tamin’ ny mpianany: Asaovy mipetraka an-tokony izy ka tokony ho dimam-polo avy.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Jaona 6:10