Filazantsara araka an'i Jaona 6:19
Ary rehefa nivoy tokony ho dimy amby roa-polo na telo-polo stadio izy, dia nahita an’ i Jesosy nitsangantsangana eny ambonin’ ny ranomasina ka nanakaiky ny sambokely; dia natahotra izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
18Ary ny ranomasina nanonja, fa mafy ny fifofofofon’ ny rivotra.
20Fa hoy Jesosy taminy: Izaho ihany; aza matahotra.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 6
Cross References
Job 9:8Sady Izy irery ihany no mamelatra ny lanitra sy mandia ny onjan-dranomasina;
Psalms 93:4Mihoatra noho ny rano sady be no mahery, Eny, mihoatra noho ny onjan-dranomasina lehibe, Ny voninahitr’ i Jehovah any amin’ ny avo.
Jonah 1:13Nefa namaky onja fatratra ny olona mba hamerina ny sambo ho amin’ ny tany maina, fa tsy zakany, satria ny ranomasina mbola nihananonja mafy taminy.
Mark 6:47Ary nony hariva ny andro, dia efa mby teo ampovoan’ ny ranomasina ny sambokely, ary Izy irery ihany no teo an-tanety.
Luke 24:36Ary raha mbola nilaza izany izy, Jesosy dia nitsangana teo afovoany ka nanao taminy hoe: Fiadanana ho anareo.
John 14:18Tsy hamela anareo ho kamboty Aho; hankatỳ aminareo Aho.