bible.software › Filazantsara araka an'i Jaona › Filazantsara araka an'i Jaona 6 › Filazantsara araka an'i Jaona 6:18
Filazantsara araka an'i Jaona 6:18
Ary ny ranomasina nanonja, fa mafy ny fifofofofon’ ny rivotra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sea arose by reason of a great wind that blew.
In Context
17Ary niondrana an-tsambokely izy, dia nita ny ranomasina nankany Kapernaomy. Ary efa maizina ny andro tamin’ izay, nefa Jesosy tsy mbola tonga tany aminy.
19Ary rehefa nivoy tokony ho dimy amby roa-polo na telo-polo stadio izy, dia nahita an’ i Jesosy nitsangantsangana eny ambonin’ ny ranomasina ka nanakaiky ny sambokely; dia natahotra izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 6
Cross References
Psalms 135:7Mampiakatra zavona avy amin’ ny faran’ ny tany Izy; Manao helatra arahin-dranonorana Izy; Mamoaka ny rivotra avy ao an-trano fitehirizany Izy,
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Jaona 6:18