Filazantsara araka an'i Jaona 6:21
Dia ta-handray Azy ho eo an-tsambokely izy; ary niaraka tamin’ izay ny sambokely dia tonga tamin’ ny tany izay nalehany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
20Fa hoy Jesosy taminy: Izaho ihany; aza matahotra.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 6
Cross References
Psalms 24:7Asandrato ny lohanareo, ry vavahady, ary misandrata ianareo, ry varavarana fahagola, mba hidiran’ ny mpanjakan’ ny voninahitra.
Matthew 14:32Ary rehefa niakatra teo an-tsambokely izy, dia nitsahatra ny rivotra.
Revelation 3:20Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandondòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko.