Bokin'ny Salamo 24:7
Asandrato ny lohanareo, ry vavahady, ary misandrata ianareo, ry varavarana fahagola, mba hidiran’ ny mpanjakan’ ny voninahitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
6Izany no taranaka mitady Azy, izay mitady ny tavanao, dia Jakoba. [Sela.]
8Iza izao Mpanjakan’ ny voninahitra izao? Jehovah mahery tsitoha, Jehovah mpiady mahery.
Read all of Bokin'ny Salamo 24
Cross References
Numbers 10:35Ary raha niainga ny fiara, dia hoy Mosesy: Mitsangàna, Jehovah ô, ka aoka hiely ny fahavalonao; ary aoka handositra ny tavanao izay mankahala Anao.
1 Kings 8:6Ary ny fiaran’ ny faneken’ i Jehovah dia nampidirin’ ny mpisorona ho ao amin’ ny fitoerany tao anatin’ ny efi-trano anatiny, dia ny fitoerana masìna indrindra, teo ambanin’ ny elatry ny kerobima,
Psalms 21:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 68:16Tendrombohitr’ Andriamanitra ny tendrombohitr’ i Basana. Tendrombohitra maro tampona ny tendrombohitr’ i Basana.
Psalms 118:19Vohay ny vavahadin’ ny fahamarinana aho; Hiditra eo aho ka hidera an’ i Jehovah.
Isaiah 26:2Vohay ny vavahady, mba hidiran’ ny firenena marina, izay mitana ny fahamarinana.