Filazantsara araka an'i Jaona 6:29
Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izao no asan’ Andriamanitra, dia ny hinoanareo Izay nirahiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
28Dia hoy ireo taminy: Inona no hataonay mba hiasanay ny asan’ Andriamanitra?
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 6
Cross References
Psalms 2:12Manoroha ny zanaka, fandrao ho tezitra izy, ka ho very eny an-dalana ianareo; fa vetivety dia hirehitra ny fahatezerany. Sambatra izay rehetra mialoka aminy.
Mark 16:16Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina.
John 3:36Izay mino ny Zanaka manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran’ Andriamanitra no mitoetra eo aminy.
Acts 16:31Dia hoy izy roa lahy: Minoa an’ i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao.
Romans 4:4Ary ho an’ izay miasa, dia tsy isaina ho fahasoavana ny karama, fa ho trosa.
Romans 10:3Fa satria tsy nahalala ny fahamarinana avy amin’ Andriamanitra izy ka nitady hanamarina ny tenany, dia tsy nanaiky ny fahamarinana avy amin’ Andriamanitra.