Filazantsara araka an'i Jaona 6:49
Ny razanareo nihinana ny mana tany an-efitra, nefa maty ihany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Your fathers did eat manna in the wilderness, and are dead.
In Context
50Ity no mofo izay midìna avy any an-danitra, mba tsy ho faty izay mihinana azy.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 6
Cross References
Zechariah 1:5Ny razanareo ― aiza moa ireny izao? Ary ny mpaminany ― moa velona mandrakizay va ireny?
John 6:58Ity no mofo izay nidina avy tany an-danitra; tsy tahaka ny razana izay nihinana, nefa maty ihany; fa izay mihinana ity mofo ity dia ho velona mandrakizay.
Hebrews 3:17Ary iza no nahatezitra Azy efa-polo taona? Tsy izay nanota va, ka dia niampatrampatra tany an-efitra ny fatiny?