Filazantsara araka an'i Jaona 6:59
Izany teny izany no nolazainy tao amin’ ny synagoga, raha nampianatra tao Kapernaomy Izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
These things said he in the synagogue, as he taught in Capernaum.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 6
Cross References
Proverbs 1:20Ny fahendrena miantso mafy eny ivelany; Manandratra ny feony eny an-kalalahana izy;
Luke 4:31Ary nidina tany Kapernaomy, tanàna any Galilia, Jesosy ka nampianatra ny olona tamin’ ny Sabata.
John 18:20Jesosy namaly azy hoe: Izaho niteny miharihary tamin’ izao tontolo izao; Izaho nampianatra mandrakariva tao amin’ ny synagoga sy ny kianjan’ ny tempoly, izay iangonan’ ny Jiosy rehetra; ary tsy nisy nolazaiko tao amin’ ny takona;