Bokin'ny Ohabolana 1:20
Ny fahendrena miantso mafy eny ivelany; Manandratra ny feony eny an-kalalahana izy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Wisdom crieth without; she uttereth her voice in the streets:
In Context
19Toy izany no iafaran’ izay rehetra fatra-pila harena; Fa hipaoka ny ain’ izay fatra-pila azy izany.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 1
Cross References
Proverbs 9:1Ny fahendrena efa nanao ny tranony; Efa nipaika ny andriny fito izy;
Matthew 13:54Ary nony tonga tany amin’ ny taniny Izy, dia nampianatra ny olona tao amin’ ny synagoga, ary talanjona ny olona ka nanao hoe: Avy taiza re no nahazoan’ ilehity izany fahendrena sy asa lehibe izany?
John 7:37Ary tamin’ ny andro farany, izay andro lehibe tamin’ ny andro firavoravoana, dia nitsangana Jesosy ka niantso nanao hoe: Raha misy olona mangetaheta, aoka izy hanatona Ahy ka hisotro.
1 Corinthians 1:30Fa avy aminy no nanaovana anareo ho ao amin’ i Kristy Jesosy, Izay nataon’ Andriamanitra fahendrena sy fahamarinana sy fahamasinana ary fanavotana ho antsika,