Filazantsara araka an'i Jaona 7:19
Tsy Mosesy va no nanome anareo ny lalàna? nefa tsy misy eo aminareo mankatò ny lalàna. Nahoana ianareo no mitady hamono Ahy?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Did not Moses give you the law, and yet none of you keepeth the law? Why go ye about to kill me?
In Context
20Ny vahoaka namaly hoe: Manana demonia Hianao; iza no mitady hamono Anao?
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 7
Cross References
Exodus 24:2nefa Mosesy ihany no hanakaiky an’ i Jehovah, fa ireo tsy mba hanakaiky; ary ny olona tsy hiakatra homba azy.
Deuteronomy 33:4Lalàna no nandidian’ i Mosesy antsika Ho lovan’ ny fiangonan’ i Jakoba.
Matthew 12:14Ary ny Fariseo dia lasa nivoaka ka niara-nisaina mba hahafaty Azy.
Matthew 23:2Eo amin’ ny fipetrahan’ i Mosesy no ipetrahan’ ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo;
Mark 3:6Ary lasa nivoaka ny Fariseo, ka niaraka tamin’ izay dia niray tetika tamin’ ny Herodiana izy hanohitra an’ i Jesosy mba hahafaty Azy.
John 5:16Ary noho izany ny Jiosy dia nanenjika an’ i Jesosy, satria nanao izany zavatra izany tamin’ ny Sabata Izy.