Filazantsara araka an'i Jaona 7:45
Ary ny mpiandry raharaha nankeo amin’ ny lohan’ ny mpisorona sy ny Fariseo, ka hoy izy ireo taminy: Nahoana ianareo no tsy nitondra Azy?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
44Ary ny sasany nitady hisambotra Azy; kanefa tsy nisy naninji-tanana taminy.
46Ny mpiandry raharaha namaly hoe: Tsy mbola nisy olona niteny tahaka izany.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 7
Cross References
Acts 5:21Ary rehefa nandre izany izy, dia niditra maraina koa teo an-kianjan’ ny tempoly ka nampianatra. Ary rehefa tonga ny mpisoronabe sy ny namany, dia nampiangona ny Synedriona sy ny loholona rehetra tamin’ ny Zanak’ isiraely izy ka naniraka nankao amin’ ny tranomaizina haka ny Apostoly.