Filazantsara araka an'i Jaona 7:44
Ary ny sasany nitady hisambotra Azy; kanefa tsy nisy naninji-tanana taminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And some of them would have taken him; but no man laid hands on him.
In Context
43Dia nisara-tsaina ny amin’ i Jesosy ny vahoaka.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 7
Cross References
John 8:20Izany teny izany no nolazain’ i Jesosy teo akaikin’ ny fandatsahan-drakitra, raha nampianatra teo an-kianjan’ ny tempoly Izy; ary tsy nisy olona nisambotra Azy, satria tsy mbola tonga ny fotoany.
Acts 18:10fa Izaho momba anao, ary tsy hisy olona hihazona anao hanisy ratsy anao; fa manana olona maro amin’ ity tanàna ity Aho.
Acts 27:23Fa nisy anjelin’ Andriamanitra, Izay Tompoko sady tompoiko, nitsangana teo anilako halina