Filazantsara araka an'i Jaona 7:50
Ary Nikodemosy, anankiray teo aminy, dia ilay nankeo amin’ i Jesosy teo aloha, dia nanao taminy hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Nicodemus saith unto them, (he that came to Jesus by night, being one of them,)
In Context
49Fa voaozona ireto vahoaka ireto, izay tsy mahalala ny lalàna.
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 7
Cross References
John 3:1Ary nisy Fariseo anankiray atao hoe Nikodemosy, mpanapaka tamin’ ny Jiosy.