Filazantsara araka an'i Jaona 7:49
Fa voaozona ireto vahoaka ireto, izay tsy mahalala ny lalàna.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But this people who knoweth not the law are cursed.
In Context
48Moa misy mpanapaka na Fariseo mba nino Azy?
50Ary Nikodemosy, anankiray teo aminy, dia ilay nankeo amin’ i Jesosy teo aloha, dia nanao taminy hoe:
Read all of Filazantsara araka an'i Jaona 7
Cross References
Isaiah 5:21Lozan’ izay manao azy ho hendry sy manao azy ho mazava saina!
Isaiah 29:14Dia, indro koa, mbola hanao zava-mahagaga amin’ ity firenena ity Aho, dia zava-mahagaga sy mahatalanjona; Ka ho foana ny fahendrena kendriny, ary tsy ho hita ny fahalalan’ ny mazava sainany.
John 9:34Ary namaly ireo ka nanao taminy hoe: Tena teraka tamin’ ny ota ialahy, ka ialahy indray va mampianatra anay? Dia noroahiny izy.
1 Corinthians 1:20Aiza ny hendry? Aiza ny mpanora-dalàna? Aiza ny mpiady hevitra avy amin’ izao tontolo izao? Tsy nampodin’ Andriamanitra ho fahadalana va ny fahendren’ izao tontolo izao?
James 3:13Iza eo aminareo no hendry sy manam-pahalalana? Aoka hasehony amin’ ny fitondran-tena tsara ny asany amin’ ny fahalemem-panahin’ ny fahendrena.