The Bible Software
bible.software › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 1 › Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 1:18

Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 1:18

Fa raha mahatoky koa Andriamanitra, ny teninay taminareo dia tsy eny sy tsia;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But as God is true, our word toward you was not yea and nay.

In Context

17Koa raha nikasa izany aho, moa nanao kitoatoa va aho? Ary izay zavatra kasaiko, moa kasaiko araka ny nofo va, mba hanaovako eny eny foana, sy tsia tsia foana?

19fa ny Zanak’ Andriamanitra, dia Jesosy Kristy, Izay notorinay teo aminareo, dia izaho sy Silasy ary Timoty, dia tsy eny sy tsia, fa ao aminy dia eny ihany.

Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 1

Cross References

John 8:26Manana zavatra maro hilazana sy hitsarana anareo Aho, satria marina Izay naniraka Ahy; ary izay zavatra efa reko taminy no lazaiko amin’ izao tontolo izao.

2 Corinthians 1:23Ary izaho miantso an’ Andriamanitra ho vavolombelona ny amin’ ny fanahiko, fa ny fialàko nenina aminareo ihany no tsy mbola nankanesako tatỳ Korinto.

2 Corinthians 11:31Andriamanitra, Rain’ i Jesosy Tompo, Izay isaorana mandrakizay, mahalala fa tsy mandainga aho.

Revelation 3:7Ary soraty ho amin’ ny anjelin’ ny fiangonana any Filadelfia: Izao no lazain’ izay masìna, Izay marina, Izay manana ny fanalahidin’ i Davida, Izay mamoha ka tsy hisy hanidy, ary manidy ka tsy misy mamoha:

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 1:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 1:17Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 1Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 1:19 →