bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 1 › Bokin'i Josoa 1:10
Bokin'i Josoa 1:10
Ary Josoa nandidy ny mpifehy ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then Joshua commanded the officers of the people, saying,
In Context
9Tsy efa nandidy anao va Aho? Koa mahereza sy matanjaha; aza matahotra na mivadi-po, fa momba anao Jehovah Andriamanitrao amin’ izay rehetra alehanao.
11Andeha mamaky ny toby, ka mandidia ny olona hoe: Manamboara vatsy ho anareo; fa raha afaka hateloana, dia hita ity Jordana ity ianareo ka hiditra sy handova ny tany izay omen’ i Jehovah Andriamanitrareo ho lovanareo.
Read all of Bokin'i Josoa 1
Cross References
Joshua 3:2Ary rehefa afaka hateloana, dia nandeha namaky ny toby ny mpifehy
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 1:10