Bokin'i Josoa 10:15
Ary Josoa sy ny Isiraely rehetra dia niverina nankany an-toby tany Gilgala.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Joshua returned, and all Israel with him, unto the camp to Gilgal.
In Context
16Ary nandositra ny mpanjaka dimy ka niery tao anatin’ ilay zohy any Makeda.
Cross References
Joshua 10:6Ary ny mponina tao Gibeona dia naniraka olona ho any amin’ i Josoa teo an-toby tany Gilgala hanao hoe: Aza mampiketraka ny tananao tsy hamonjy ny mpanomponao; miakara faingana ho atỳ aminay, ary vonjeo sy ampio izahay; fa miangona hamely anay ny mpanjaka rehetra amin’ ny Amorita izay monina any amin’ ny tany havoana.
2 Samuel 12:31Ary dia navoakany koa ny olona teo ka nataony teo amin’ ny tsofa sy ny fangao-by lehibe ary ny famaky vy, ary nataony tao anatin’ ny fandoroam-biriky; toy izany no nataony tamin’ ny tanànan’ ny taranak’ i Amona rehetra. Ary Davida sy ny vahoaka rehetra dia niverina nankany Jerosalema.