Bokin'i Josoa 10:43
Dia niverina Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ho any an-toby tany Gilgala.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Joshua returned, and all Israel with him, unto the camp to Gilgal.
In Context
Cross References
Joshua 10:15Ary Josoa sy ny Isiraely rehetra dia niverina nankany an-toby tany Gilgala.
Nehemiah 12:29sy Beti-gilgala ary ny sahan’ i Geba sy Azmaveta; fa efa nanao vohitra ho azy manodidina an’ i Jerosalema ny mpihira.