bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 11 › Bokin'i Josoa 11:5
Bokin'i Josoa 11:5
Ary rehefa nivory ireo mpanjaka rehetra ireo, dia nandeha izy hiady tamin’ ny Isiraely ka nitoby teo anilan’ ny rano Meroma.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when all these kings were met together, they came and pitched together at the waters of Merom, to fight against Israel.
In Context
4Dia nivoaka izy ireo sy ny miaramilany rehetra teo aminy, dia olona maro be toy ny fasika eny amoron-dranomasina ny hamaroany, ary ny soavaliny sy ny kalesiny dia maro indrindra.
6Dia hoy Jehovah tamin’ i Josoa: Aza matahotra azy; fa rahampitso toy izao Izaho dia hanolotra azy rehetra ho faty eo anatrehan’ ny Isiraely; traingoy ny soavaliny, ary dory amin’ ny afo ny kalesiny.
Read all of Bokin'i Josoa 11
Cross References
2 Samuel 10:15Ary nony hitan’ ny Syriana fa resy teo anoloan’ ny Isiraely izy, dia nivory izy.
Psalms 48:5Fa he! niangona ny mpanjaka maro, niara-nandroso avokoa izy.
Isaiah 8:9Misafoaha ihany ianareo, ry firenena ô, nefa mbola ho ringana mihitsy ianareo; Ary mihainoa ihany, ry tany lavitra rehetra, misikìna ihany ianareo, nefa mbola ho ringana mihitsy; Eny, misikìna ihany ianareo, nefa mbola ho ringana mihitsy.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 11:5