bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 15 › Bokin'i Josoa 15:20
Bokin'i Josoa 15:20
Izao no lovan’ ny firenena taranak’ i Joda araka ny fokony:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
This is the inheritance of the tribe of the children of Judah according to their families.
In Context
19Ary hoy izy: Omeo tso-drano aho; fa tsy tany misy rano no efa nomenao ahy, ka mba omeo loharano koa aho. Dia nomeny azy ny loharano ambony sy ny loharano ambany.
21Ny tanàna farany amin’ ny firenena taranak’ i Joda, eo akaikin’ ny fari-tanin’ i Edoma amin’ ny tany atsimo, dia Kabzela sy Edera sy Jagora
Read all of Bokin'i Josoa 15
Cross References
Deuteronomy 33:7Ary ny amin’ i JODA dia izao, hoy izy: Jehovah ô, mihainoa ny feon’ i Joda, Ka ento ho amin’ ny olony izy. Ny tanany no hiadiany ho azy, Ka manampia azy Hianao hamelezany ny mpandrafy azy.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 15:20