Bokin'i Josoa 15:21
Ny tanàna farany amin’ ny firenena taranak’ i Joda, eo akaikin’ ny fari-tanin’ i Edoma amin’ ny tany atsimo, dia Kabzela sy Edera sy Jagora
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
20Izao no lovan’ ny firenena taranak’ i Joda araka ny fokony:
Cross References
Joshua 19:1Ary ny loka faharoa dia azon’ i Simeona, dia ny firenena taranak’ i Simeona isam-pokony; ary ny lovany dia tao anatin’ ny lovan’ ny taranak’ i Joda.
1 Chronicles 4:28Ary izy nonina tao Beri-sheba sy Molada sy Hazara-soala