Bokin'i Josoa 15:28
sy Hazara-soala sy Beri-sheba sy Biziotia
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Hazar-shual, and Beer-sheba, and Bizjothjah,
In Context
27sy Hazara-gada sy Hesmona sy Beti-paleta
Cross References
Genesis 21:14Dia nifoha maraina koa Abrahama ka naka mofo sy siny hoditra iray feno rano, ary nomeny an’ i Hagara ka napetrany teo an-tsorony ary natolony azy koa ny zaza, dia nampandehaniny izy mianaka; ary lasa nandeha izy ka nirenireny tany an-efitr’ i Beri-sheba.
Genesis 26:33Dia nanao ny anarany hoe Sheba izy; izany no nanaovana ny anaran’ ny tanàna hoe Beri-sheba mandraka androany.
1 Chronicles 4:28Ary izy nonina tao Beri-sheba sy Molada sy Hazara-soala