Bokin'i Josoa 19:17
Ary ny loka fahefatra dia azon’ Isakara, dia ny taranak’ Isakara isam-pokony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the fourth lot came out to Issachar, for the children of Issachar according to their families.
In Context
16Izany no lovan’ ny taranak’ i Zebolona araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny.
18Ary ny fari-taniny dia hatrany Jezirela sy Kesolota sy Sonema
Cross References
Genesis 49:14ISAKARA dia boriky henjana, mandry eo anelanelan’ ny vala;
1 Kings 4:17Josafata, zanak’ i Paroa, tany Isakara;
Revelation 7:7Avy tamin’ ny firenen’ i Simeona roa arivo amby iray alina. Avy tamin’ ny firenen’ i Levy roa arivo amby iray alina. Avy tamin’ ny firenen’ Isakara roa arivo amby iray alina.