bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 21 › Bokin'i Josoa 21:12
Bokin'i Josoa 21:12
Fa ny saha momba ny tanàna sy ny zana-bohiny dia nomeny ho lovan’ i Kaleba, zanak’ i Jefone.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But the fields of the city, and the villages thereof, gave they to Caleb the son of Jephunneh for his possession.
In Context
11Dia nomeny azy ny tanànan’ i Arba, rain’ i Anàka (Hebrona izany), any amin’ ny tany havoan’ i Joda, mbamin’ ny tany manodidina azy.
13Dia nomeny ny taranak’ i Arona mpisorona Hebrona sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an’ izay nahafaty olona, ary Libna sy ny tany manodidina azy
Read all of Bokin'i Josoa 21
Cross References
Joshua 14:15Ary tanànan’ Arba no anaran’ i Hebrona taloha; ilay lehilahy vaventy tamin’ ny Anakita izany Arba izany. Dia nandry ny tany ka tsy nisy ady intsony.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 21:12