Bokin'i Josoa 21:19
Ny tanàna rehetra an’ ny mpisorona, taranak’ i Arona, dia telo ambin’ ny folo ary ny tany manodidina azy avy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
All the cities of the children of Aaron, the priests, were thirteen cities with their suburbs.
In Context
18ary Anatota sy ny tany manodidina azy ary Almona sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra.
Cross References
1 Chronicles 6:57ary ny avy tamin’ ny firenen’ Isakara dia Kadesy sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy