bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 21 › Bokin'i Josoa 21:20
Bokin'i Josoa 21:20
Ary ny amin’ ny taranak’ i Rehata, dia ny Levita sisa tamin’ ny taranak’ i Kehata, ny tanàna azony tamin’ ny filokana dia avy tamin’ ny firenen’ i Efraima.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the families of the children of Kohath, the Levites which remained of the children of Kohath, even they had the cities of their lot out of the tribe of Ephraim.
In Context
19Ny tanàna rehetra an’ ny mpisorona, taranak’ i Arona, dia telo ambin’ ny folo ary ny tany manodidina azy avy.
21Dia nomeny azy Sekema sy ny tany manodidina azy any amin’ ny tany havoan’ i Efraima, ho tanàna fandosirana ho an’ izay nahafaty olona, ary Gazera sy ny tany manodidina azy
Read all of Bokin'i Josoa 21
Cross References
1 Chronicles 6:51Fa ny sasany amin’ ny fokon’ ny taranak’ i Kehata dia nahazo tanàna avy tamin’ ny firenen’ i Efraima.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 21:20