The Bible Software
bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 21 › Bokin'i Josoa 21:4

Bokin'i Josoa 21:4

Dia nahazo loka ny fokon’ ny Kehatita; ary ny loka azon’ ny taranak’ i Arona mpisorona isan’ ny Levita dia tanàna telo ambin’ ny folo, avy tamin’ ny firenen’ i Joda sy ny firenen’ i Simeona ary ny firenen’ i Benjamina.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the lot came out for the families of the Kohathites: and the children of Aaron the priest, which were of the Levites, had by lot out of the tribe of Judah, and out of the tribe of Simeon, and out of the tribe of Benjamin, thirteen cities.

In Context

3Dia avy tamin’ ny lovany no nanomezan’ ny Zanak’ Isiraely ny Levita izao tanàna izao sy ny tany manodidina azy avy araka ny didin’ i Jehovah.

5Ary ny loka azon’ ny taranak’ i Kehata sisa dia tanàna folo, avy tamin’ ny fokon’ ny firenen’ i Efraima sy ny firenen’ i Dana ary ny antsasaky ny firenen’ i Manase.

Read all of Bokin'i Josoa 21

Cross References

Exodus 6:16Ary izao no anaran’ ny zanakalahin’ i Levy, araka ny taranany, dia Gersona sy Kehata ary Merary; ary ny andro niainan’ i Levy dia fito amby telo-polo amby zato taona.

Joshua 21:8Dia nomen’ ny Zanak’ Isiraely ny Levita tamin’ ny filokana ireo tanàna ireo sy ny tany manodidina azy avy, araka izay nasain’ i Jehovah nandidian’ i Mosesy.

Joshua 24:33Dia maty koa Eleazara, zanak’ i Arona, ka naleviny teo amin’ ny havoan’ i Finehasa zanany, izay nomena azy tany amin’ ny tany havoan’ i Efraima.

1 Chronicles 6:54ary Aialona sy ny tany manodidina azy ary Gata-rimona sy ny tany manodidina azy;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Josoa 21:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Josoa 21:3Bokin'i Josoa 21Bokin'i Josoa 21:5 →