The Bible Software
bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 9 › Bokin'i Josoa 9:15

Bokin'i Josoa 9:15

Ary Josoa dia nanao fihavanana taminy ka nanao fanekena taminy mba tsy hamono azy; ary ny lohan’ ny fiangonana koa dia nianiana taminy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Joshua made peace with them, and made a league with them, to let them live: and the princes of the congregation sware unto them.

In Context

14Ary nangalan’ ny olona ny vatsin’ ireo, nefa tsy nanontany tamin’ ny vavan’ i Jehovah izy.

16Ary nony efa afaka hateloana no nanaovany fanekena taminy, dia reny fa mifanakaiky aminy ihany ireo sady mitoetra eo aminy.

Read all of Bokin'i Josoa 9

Cross References

Exodus 23:32Aza manao fanekena aminy na amin’ ny andriamaniny ianao.

Joshua 2:12Koa ankehitriny, masìna ianareo, mba ianiano amin’ i Jehovah aho fa araka ny namindrako fo taminareo no mba hamindranareo fo amin’ ny ankohonan’ ny raiko kosa, ka omeo famantarana mahatoky aho

Joshua 11:19Tsy nisy tanàna izay nanao fihavanana tamin’ ny Zanak’ Isiraely, afa-tsy ny Hivita izay nonina tany Gibeona ihany; fa azony tamin’ ny ady avokoa izy rehetra.

Jeremiah 18:7Vetivety Aho dia milaza firenena sy fanjakana hongotako sy hazerako ary horavako;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Josoa 9:15

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Josoa 9:14Bokin'i Josoa 9Bokin'i Josoa 9:16 →