Bokin'ny Mpitsara 13:2
Ary nisy lehilahy avy tany Zora amin’ ny fokon’ ny Danita, Manoa no anarany; ary momba ny vadiny ka tsy niteraka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Mpitsara 13
Cross References
Genesis 11:30Ary momba Saray; tsy nanan-janaka izy.
Genesis 25:21Ary Isaka nangataka tamin’ i Jehovah ho an’ ny vadiny, satria momba izy; ary nohenoin’ i Jehovah ny fangatahany, dia nanan’ anaka Rebeka vadiny.
Joshua 15:33Ary teo amin’ ny tany lemaka amoron-tsiraka dia Estaola sy Zora sy Asna
1 Samuel 1:2Ary namporafy izy, Hana no anaran’ ny vadiny anankiray, ary Penina no anaran’ ny anankiray; ary Penina nanan-janaka, fa Hana kosa tsy mba nanana.
Luke 1:7Ary tsy nanan-janaka izy, fa momba Elizabeta; ary samy efa antitra izy mivady.